|
|
|
|

Teny iditra1 mangintsina
Fototeny  2hintsina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra.
5mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry.
6manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra.
7leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to ring (of the ears). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9tinter (se dit des oreilles). [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Voambolana  13 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12