|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 endrika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io.
4Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika. 5Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra. [1.1] 6tarehy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7image, form, visage, face.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image.
[1.3#126] 9forme. [1.8, 1.13] 10figure; tournure. [1.8] 11visage. [1.13] |
| Ohatra |
12 endrik' olona izany, bikan' olona izany!
[2.4]
13 Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126] 14 Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472] 15 Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470] 16 endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13] 17 Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126] 18 endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13] 19 Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471] 20 Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126] 21 Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 38Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 40 akendry, 41 andreky, 42 endrika, 43 indreka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|