|
|
|
|

Teny iditra1 mandra-pihaona
Singan-teny  2mandraka, 3fihaona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5au revoir. [1.5#203]
6à bientôt. [1.66.fr#87]
Ohatra  7 Mandra-pihaona ange? [2.499]
8 Mandra-pihaona ary, ndrematoa! [2.529]
9 Hataontsika veloma mandrapihaona ary izy [2.332]
Tsipelina hafa  10mandrapihaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11