|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihaona |
| Fototeny | 2haona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba fifanenana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Manière de se rencontrer.
[1.3#216] 6rencontre, jonction. [1.5] |
| Ohatra |
7 Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana.
[2.270#]
|
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 anafiho, 10 faohany, 11 faohina, 12 fiahona, 13 fianaho, 14 fihaona, 15 hofaina, 16 ifahano, 17 ifohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|