|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manasakaiza | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manasakaiza vahiny. [2.165 #204]
Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [2.558 #652] Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo. [1.1]
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne prenez pas pour amis des étrangers. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|