|
|
|
|

Teny iditra1 manaratsy
Fototeny  2ratsy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao.
5Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo.
6Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to speak evil of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8diffamer. [1.107]
9calomnier. [1.3, 1.8]
10dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse). [1.3]
Ohatra  11 Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
12 Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Mpanahaka  17 mamasoka, 18 mamingavinga, 19 mamotsifotsy, 20 manabanty, 21 manaboka, 22 manafoka, 23 manakiana, 24 manakizaka, 25 manamavo, 26 manambany, 27 manaoambaninjavatra, 28 manaotsinontsinona, 29 manatsizarizary, 30 manazimba, 31 manebaka, 32 manenitra, 33 manevateva, 34 maniny, 35 maniratsira, 36 manitsakitsaka, 37 manizakiza, 38 manosihosy
Kamban-teny rehetra  39Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  40 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  41 manaratsy, 42 mañatsary, 43 manatsira, 44 manisatra, 45 maratsañy, 46 matsiraña, 47 misantara, 48 misatrana, 49 siramanta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02