|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatsizarizary |
| Fototeny | 2tsizarizary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao.
5Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un).
[1.4.fr#840] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|