|
|
|
|

Teny iditra1 manosihosy
Fototeny  2hosihosy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa. [1.1]
Ohatra  5 Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; [2.996#]
6 Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3#270]
7 Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245#]
8 Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02