Teny iditra | manazimba (zimba) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manazimba io | ||||||||
Teny iditra | manazimbà (zimba) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazimba | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |