|
|
|
|

Teny iditra1 manao toton' omby bory
Singan-teny  2manao, 3toto, 4omby, 5bory
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11