|
|
|
|

Teny iditra1 manao sakafo ambany foitra
Singan-teny  2manao, 3sakafo, 4ambany, 5foitra
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fitokoavana  7mikezaka [1.1]
8milofo [1.1]
Ohatra  9 Ary efa nanao sakafo ambany foitra sy efa nitondra tapany tahaka ny kibon'ny omby ririnina, ka hiasa andro aman'alina; [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07