|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mananontanona |
| Fototeny | 2tanontanona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io.
5Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 azotsindrymandry, 11 manaloka, 12 manandindondindona, 13 mandindona, 14 mandondona, 15 manindry, 16 manombana, 17 mitatao |
| Teny iditra (2/2) | 18 mananontanòna |
| Fototeny | 19tanontanona |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananontanona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 mananontanona, mananontanòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|