|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandondona |
| Fototeny | 2dondona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to knock at the door; to knock or strike repeatedly.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5frapper à la porte; battre à coups répétés.
[1.8] |
| Ohatra |
6 fa mandondona eo amin' ny fotoana efa niomanan' ny tompon-trano hamoha varavarana indrindra.
[2.529#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10mandondom-baravarana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 mandondona |
| Fototeny | 13ndondona |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin' ny tranonay ny vatoben' Ampamarinana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16projecting, as a rock over a road, etc..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17surplomber, faire saillie; proéminent, saillant.
[1.3] |
| Mpanahaka | 18 mandomba, 19 mandroso |
| Kamban-teny rehetra | 20vato mandondona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|