|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manindry
Fototeny  2tsindry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra.
5Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky.
6Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11 mañindry
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano). [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)14 manindry
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16(de tsindry : pression).
17Tina isaloensis Drake (Sapindaceae).
18Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile.. [Bara, Tandroy] [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 mandriny, 21 manindry, mañindry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02