|
|
|
|

Teny iditra1 manangam-bombona
Singan-teny  2manangana, 3vombona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka. [1.1]
Tovy hevitra  6manangam-bombo, manangam-bovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12