|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manangam-bovona |
| Singan-teny | 2manangana, 3vovona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6manangam-bombo, manangam-bombona |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|