|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vombona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra. [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  5vombo, vovona
Kamban-teny rehetra  6tai-bombona

Teny iditra (2/2)7 vombona
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10the fins of a fish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11nageoire. [1.8]
Voambolana  12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  13vombo, vovona
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08