|
|
|
|

Teny iditra1 mampihomehy
Fototeny  2homehy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4to cause laughter; laughable. [1.7]
5ridiculous. [1.17]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
6faire rire; risible, drôle, humoristique. [1.8]
7ridicule. [1.9]
8marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante). [1.66.fr#601]
Ohatra  9 Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#]
10 Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#]
11 Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
Mpanahaka  15 hatsikana, 16 katsikana, 17 mahatsikaiky, 18 mampitokelaka, 19 mampivadikaaty, 20 manapatsinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31