|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamorona
Fototeny  2forona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao.
5Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy.
6Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana.
7Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to form, to create, to fashion, to produce, to arrange.. [1.2]
9to create; to invent; to found. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10créer; inventer; fonder. [1.8]
Ohatra  11 Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5#]
12 Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18 mamoròna
Fototeny  19forona
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamorona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  21 mamorona, mamoròna, 22 manomora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05