|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maloto |
| Fototeny | 2loto |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany.
5Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany. 6Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio. 7Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8filthy.
[1.2, 1.7] 9dirty. [1.2] 10impure. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11sale.
[1.3, 1.8] 12impur. [1.3] 13souillé. [1.8] |
| Ohatra |
14 Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra.
[2.472]
15 tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano. [2.48] 16 Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady [2.996#3.11.31] 17 Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto [2.996#4.19] |
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 21madio |
| Mpanahaka | 22 mahafatyvorona, 23 mahamenatra, 24 mahavoafady, 25 mamoafady, 26 mifotafota, 27 mikesonkesona, 28 misavoretaka, 29 misoritika, 30 misotisoty, 31 misotitika, 32 mitavontavona, 33 solotidotika, 34 solotika, 35 somerongerona, 36 somitika, 37 tsyfampisehomasoandro, 38 tsymadiotena, 39 tsymadio, 40 tsilotidotika, 41 vazina, 42 vetaveta, 43 vorery |
| Kamban-teny rehetra | 44Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|