|
|
|
|

Teny iditra1 mahamenatra
Fototeny  2henatra
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4to make ashamed.
5shameful, humiliating. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6rendre honteux.
7honteux, humiliant. [1.8]
Ohatra  8 Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona! [2.5#]
9 Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#]
10 Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02