|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 madio
Fototeny  2dio
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo.
5Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano.
6Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao.
7Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao.
8Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9clean. [1.2, 1.7]
10clear, pure, uncontaminated, free from guilt. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11propre. [1.8, 1.13]
12propre, innocent. [1.8]
13pur. [1.13]
Ohatra  14 Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
15 Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
16 Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  21maloto
Mpanahaka  22 azoitarafana, 23 mangalahala, 24 manganohano, 25 mangarahara, 26 mangarangarana, 27 mangasohaso, 28 mangatsakatsaka, 29 mangatsohatso, 30 mangoratsaka, 31 manjopiaka, 32 tsyarahinkatina, 33 tsymisyfahofaho, 34 tsymisyloto, 35 tsymisyraorao, 36 tsymisyromoromo, 37 tsisypentina
Kamban-teny rehetra  38Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  39 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)40 madio
Sokajin-teny  41 anarana
Fanazavàna teny frantsay  42(merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté).
43Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae).
44L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom.. [1.196]
Voambolana  45 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)46 MAD-IO    
Sokajin-teny  47 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  48Madagascar et Îles de l'Océan Indien. [3.1]

Fivaditsoratra  49 daomy, 50 dimao, 51 madio, 52 maody, 53 miado, 54 modia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02