|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 main-tany |
| Singan-teny | 2may, 3tany |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina.
[1.1] 6fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7saison sèche.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 9asotry, ririnina |
| Fivaditsoratra | 10 main-tany, 11 mitanìna, mitanina, 12 tamiñañy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|