|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahitsy
Fototeny  2hitsy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao.
5Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny.
6Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7straight, correct. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct). [1.3#253]
9droit, correct. [1.8]
Ohatra  10 Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119]
11 Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tohi-kevitra  13meloka
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 32 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16 Mahitsy
Singan-teny  17mahitsy, 18hitsy
Sokajin-teny  19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  20 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  21 Mahitsy, mahitsy, 22 mihatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02