|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjopiaka |
| Fototeny | 2jopiaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo.
5(maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro. [1.1#465] 6Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ!. [1.1#628] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8briller, être éblouissant; être ébloui.
[1.8] |
| Ohatra |
9 tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra.
[2.470#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13manjopelaka, manjopelana |
| Kamban-teny rehetra | 14fotsy manjopiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|