|
|
|
|

Teny iditra1 lentika
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra.
4Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon.
6enfoncé dans le mal, dans les embarras. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25fo lentika

Fivaditsoratra  26 lantike, 27 lentika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08