|
|
|
|

Teny iditra1 mandentika
Fototeny  2lentika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany.
5Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano.
6Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra.
7Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy.
8Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9enfoncer. [1.13]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12