|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandentehana |
| Fototeny | 2lentika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanatsatohana: Fandentehana fantsika.
5Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana. 6Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L’action de plonger, le lieu, l’action d’aggraver les torts de quelqu’un, de le perdre.
[1.3#401] 8fixation. [1.13] |
| Ohatra |
9 ... na ho fanindrahindrana na ho fandentehana, na ho fombana na ho fitsivalanana, na ho fampiononana na ho famalifaliana: raha efa hitaona olona na hanapa-javatra na amin' inona na amin' inona, dia tsy vita raha tsy kabary na laha-teny.
[2.298#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|