|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lefitra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4support.
5supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles). [1.3] |
| Ohatra |
6 Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny!
[2.576]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 12 lefitra |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Valona, foritra, lefiravina, ketrona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 36Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 37 lefitra |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40the second in rank.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41lieutenant, second.
[1.3] 42le second rang, le vice, l'adjoint. [1.8] |
| Ohatra |
43 Tsy eto koa ny lefitra voalohany.
[2.332]
44 Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 46lemaka lefitra |
| Ohabolana | 47 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 48 lefitra |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
50(du malais : lipit, lipat .
51javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). 52Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. 53(Fabaceae), dans la région de Tuléar.. [Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 54 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 55 filetra, 56 lefitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|