|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifandefitra |
| Fototeny | 2lefitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika
[2.313]
5 Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508] 6 Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|