Teny iditra | milefitra (lefitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miforitra: Milefitra be ihany ity taratasy ity fa soloy Manaiky, manoa, manaraka: Nilefitra ihany izy tamin' ny farany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To bend, to yield [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plier, ployer; se soumettre [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny milefitra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |