|
|
|
|

Teny iditra1 mampandefitra
Fototeny  2lefitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4 Aza mampandefitra ny rariny, aza mizaha tavan' olona ary aza mandray kolikoly fa ny kolikoly mahajamba ny mason' ny hendry sy mampivadika ny tenin' ny marina. [2.996]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mampandefitra, 9 mampandry feta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12