|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lavitry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra lavitra sy mpisolo |
| Ohatra |
3 Izay lavitry maso : lavitry ny fo!
[2.499#47]
4 Ny alokaloky ny hazo kesika lavitry ny tany ilalaovana. [2.356#62] 5 Trarantitra hianao, tompoko, aza marofy, lavitry ny loza! [2.587#] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 lavitry |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
9loin.
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|