|
|
|
|

Teny iditra1 lamba landihazo
Singan-teny  2lamba, 3landy, 4hazo
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany. [1.1]
Tovy hevitra  7lamba akotifahana, lamba landy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11