|
|
|
|

Teny iditra1 lamba akotifahana
Singan-teny  2lamba, 3akoty, 4fahana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany. [1.1, 2.436]
Tovy hevitra  7lamba landihazo, lamba landy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31