|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lambaina
Fototeny  2lamba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina amin' ny lamba: Ataovy eto ambony tsihy eto ny valala nolambainareo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 lambaina
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Betsaka: Lambaina ny valala tamin'itỳ lohasaha itỳ izany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12