|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lambanana |
| Fototeny | 2lamba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany.
5Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6breadth of calico, etc..
[1.2] 7the width of cloth. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8la largeur d'un tissu.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Toerana |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 lambanana |
| Fototeny | 13lamba |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Temerina tsihy; asiana peta-kazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16to have a covering of wood put on shutters.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 21 lambanana |
| Fototeny | 22lambana |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Atao am-pehezana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|