|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 lako
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe la
Fanazavàna teny anglisy  3my refusal. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4mon refus. [3.1]

Teny iditra (2/5)5 lako
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7Miadana fa tsy mamindra haingana.
8tsy mifanizina (rary na tenona).
9tsy mafy (randram-bolo).. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10flasque, faiblement tordu, sans énergie, lent, bien pris pour devenir grand et gros. [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Teny iditra (3/5)12 lako
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14maresaka, betsaka. [Bara]
15maro. [1.78]

Teny iditra (4/5)16 lako
Sokajin-teny  17 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18indrindra, loatra. [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/5)19 lako
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21kapoka. [Masikoro] [2.606#152]

Fivaditsoratra  22 kalo, 23 Kloa, 24 kola, kolà, 25 lako, 26 loka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05