|
|
|
|

Teny iditra1 indrindra
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra.
4Tsy hafa fa...
5tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko.
6Tsara, amin' ny fotoana tsara...
7iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8especially, exceedingly, chiefly, principally.
9It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs.. [1.2]
10especially; indeed; very, most. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur. [1.8]
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08