|
|
|
|

Teny iditra1 malako
Fototeny  2lako
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako!. [1.1]
Tovy hevitra  5malakolako
Kamban-teny rehetra  6mamindra malako

Fivaditsoratra  7 kalamo, 8 lakamo, 9 lamako, 10 lamoka, lamòka, 11 malako, 12 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03