Teny iditra | lakandrano-damosina | |
Singan-teny | lakan-drano ; lamosina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1] | |
Tovy hevitra | lakamosina ~ lakandrano ~ lakandamosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14 |