Teny iditra | lakandamosina | |
Singan-teny | lakana ; lamosina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay lempona mitsoriaka midina eo afovoan' ny lamosina, manaraka ny hazondamosina, atao koa hoe lakandrano [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | lakamosina ~ lakandrano ~ lakandrano-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14 |