Teny iditra | lakamosina (lakana, lamosina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | lakandamosina ~ lakandrano ~ lakandrano-damosina | |
Fivaditsoratra | lakamosina, Ny Salamako |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |