|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lakan-drano |
| Singan-teny | 2lakana, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5tatatra natao handehanan' ny rano.
6Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7canal.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
[2.472#]
9 Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#] |
| Teny iditra (2/2) | 10 lakan-drano |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina.
[1.1] |
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Tovy hevitra | 14lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 15lakandrano-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|