|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lakalaka anie Andriamanitra |
| Singan-teny | 2lakalaka, 3anie, 4Andriamanitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|