|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anie |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!.
4Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5an expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end!.
[1.2] 6may it be so!. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7puisse! que plaise à Dieu!.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ho lasan' izay anie ny ratsy rehetra!
[2.436#]
9 Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#] 10 ereo anie fa feno vary ny tokotaninay. [2.442#] |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 anie, 13 iane |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|