|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lakalaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4impertinent, intrusive, forward, impudent. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5qui s'accommode de tout. [1.196]
Ohatra  6 Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437#]
7 Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296#]
Kamban-teny rehetra  8lakalaka anie Andriamanitra

Teny iditra (2/2)9 lakalaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny anglisy  11a plant. [Tankarana] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12Cynometra commersoniana Baill.
13(Fabaceae).
14Comme laka. [Tankarana, Tsimihety, Sakalava, Betsileo] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 kalalaka, 17 lakalaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08