|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 laina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy fahazotoan-komana.
4Tsy faharisihana hanao zavatra, hakamoana, fidonanaham-poana: Ny zoto ahandroana, ny laina itonoana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5laziness, idleness, sluggishness. [1.2]
6laziness, idleness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7paresse. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14manaran-daina
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16 laina
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny frantsay  18(de laina dans le sens de : sans appétit, qui n'a envie de rien .
19allusion aux propriétés anorexiantes).
20Clerodendrum incisum Klotzsch (Lamiaceae).
21Le fait de mâcher les rameaux fait disparaître les sensations de faim.
22Feuilles fraîches utilisées en teinturerie : après les avoir contusées, on les fait bouillir.
23On recueille le jus et on le concentre une demi-heure.
24Donne une couleur rouge orange.
25En ajoutant des cendres, la teinte subit un virage vers le rouge sombre.. [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  26 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  27laimbendro
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 Alain, 29 alina, 30 anila, 31 ilana, 32 laina, 33 lania, 34 liana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02