|
|
|
|

Teny iditra1 fahalainana
Fototeny  2laina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5unwillingness, laziness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6paresse, indifférence. [1.8]
Ohatra  7 Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470#]
8 fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#]
Voambolana  9 Ontam-po
Tovy hevitra  10halainana
Kamban-teny rehetra  11an-kalainana
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 fahalainana, 14 fahalaniana, 15 fahalianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02