|
|
|
|

Teny iditra1 malaina
Fototeny  2laina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4kamo, tsy mety. [Sihanaka] [1.78]
5Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana.
6Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7lazy, idle, sluggish; unwilling. [1.2]
8lazy, indifferent, unwilling; having no appetite. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux. [1.3]
10paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit. [1.8]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 alamina, 14 lamaina, 15 malaina, 16 mianala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02